Ezekiel 41:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ambonin’ny varavarana, na amin’ny trano ao anatiny, na ny eny ivelany, mbamin’ny rindrina manodidina, na ny ao anatiny na ny eny ivelany dia namelàna toerana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatreo ambonin’ny varavarana ka hatreo amin’ny faran’ny trano ary eo ivelany koa, tamin’ny rindrina rehetra manodidina, na ao anatiny na eo ivelany, dia samy voarakotra lamba temitra
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teo ivelan’ny tempoly sy ny tao anatiny, manomboka eo am-baravarana fidirana ka hatrany amin’ny efitrano farany anatiny, dia noravahana avokoa ny rindrina,
Malagasy Bible 1865
ary ny eo ambonin'ny varavarana, na amin'ny trano ao anatiny, na ny eny ivelany, mbamin'ny rindrina manodidina, na ny ao anatiny na ny eny ivelany, koa samy natao tamin'ny ohatra avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ambonin’ny varavarana, na amin’ny trano ao anatiny, na ny eny ivelany, mbamin’ny rindrina manodidina, na ny ao anatiny na ny eny ivelany dia namelàna toerana
malagasy
ary ny eo ambonin'ny varavarana, na amin'ny trano ao anatiny, na ny eny ivelany, mbamin'ny rindrina manodidina, na ny ao anatiny na ny eny ivelany, koa samy natao tamin'ny ohatra avokoa.