Ezekiel 41:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hasiana sarin’ny kerobima sy ny hazo palma, koa ny sarin’ny hazo palma dia teo anelanelan’ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy kerobima ary rofia avokoa; rofia iray no teo anelanelan’ny kerobima roa, ary ny kerobima iray nanan-tava roa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nasiana sokitra mampiseho kerobima sy rofia. Ny rofia no manelanelana ny kerobima. Ny kerobima tsirairay dia manana tarehy roa:
Malagasy Bible 1865
Ary nisy sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia natao, ka ny sarin'ny hazo rofia dia teo anelanelan'ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hasiana sarin’ny kerobima* sy ny hazo palma, koa ny sarin’ny hazo palma dia teo anelanelan’ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy
malagasy
Ary nisy sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia natao, ka ny sarin'ny hazo rofia dia teo anelanelan'ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy,[palma]