Ezekiel 41:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tarehin’olona no nanatrika ny hazo palma teo an-daniny, ary tarehin-diona tanora kosa no nanatrika ny hazo palma teo an-kilany; ny manodidina ny Trano dia natao tahaka izany avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny iray tavan’olona mitodika ny rofia eo an-daniny iray ary ny iray tavan-diona kosa mitodika ny rofia eo an-daniny iray hafa; nasiana an’izany avokoa ny trano manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny anankiray tarehin’olona mitodika amin’ny rofia etsy an-daniny, ary ny anankiray tarehin-diona mitodika amin’ny rofia etsy an-kilany. Natao toy izany avokoa ny manodidina ny tempoly manontolo.
Malagasy Bible 1865
ka ny tarehin'olona no nanatrika ny hazo rofia tamin'ny an-kilany iray, ary ny tarehin-diona tanora kosa no nanatrika ny hazo rofia tamin'ny an-kilany iray; ny manodidina ny trano dia natao tahaka izany avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tarehin’olona no nanatrika ny hazo palma teo an-daniny, ary tarehin-diona tanora kosa no nanatrika ny hazo palma teo an-kilany; ny manodidina ny Trano dia natao tahaka izany avokoa.
malagasy
ka ny tarehin'olona no nanatrika ny hazo rofia tamin'ny an-kilany iray, ary ny tarehin-diona tanora kosa no nanatrika ny hazo rofia tamin'ny an-kilany iray; ny manodidina ny trano dia natao tahaka izany avokoa izy rehetra.[palma]