Ezekiel 41:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sakan’ny varavarana dia folo hakiho; ny andaniny sy ny ankilany amin’ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany ka efapolo hakiho ary ny sakany dia roapolo hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Folo hakiho ny sakan’ny varavarana; dimy hakiho ny ati-rindrim-baravarana ankilany, dimy hakiho koa ny ankilany iray. Norefesiny ny halavan’ny tempoly, ka efapolo hakiho; ary ny sakany roapolo hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fidirana kosa nahatratra dimy metatra ny velarany; ary roa metatra sy sasany no hatevin’ireo rindrina an-daniny roa. Ny efitrano lehibe dia nisy roapolo metatra ny lavany ary folo metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sakan'ny varavarana dia folo hakiho; ary ny teo an-danin'ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany, ka efa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sakan’ny varavarana dia folo hakiho; ny andaniny sy ny ankilany amin’ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany ka efapolo hakiho ary ny sakany dia roapolo hakiho.
malagasy
Ary ny sakan'ny varavarana dia folo hakiho; ary ny teo an-danin'ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany, ka efa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho.