Ezekiel 41:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatreo amin’ny tany ka hatrany ambonin’ny varavarana no nasiana sarin’ny kerobima sy ny hazo palma, teo amin’ny rindrin’ny tempoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny tany ka hatreo ambonin’ny varavarana, nisy kerobima aman-drofia voaseho amin’ny rindrin’ny Tempoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voasikotra eny amin’ny rindrina ny kerobima manomboka eo amin’ny tany ka hatrany ambony varavarana.
Malagasy Bible 1865
Hatramin'ny tany ka hatrany ambonin'ny varavarana no nasiana sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia, dia teo amin'ny rindrin'ny ati-trano lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatreo amin’ny tany ka hatrany ambonin’ny varavarana no nasiana sarin’ny kerobima sy ny hazo palma, teo amin’ny rindrin’ny tempoly.
malagasy
Hatramin'ny tany ka hatrany ambonin'ny varavarana no nasiana sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia, dia teo amin'ny rindrin'ny ati-trano lehibe.[palma]