Ezekiel 41:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efamira ny tolanam-baravaran’ny tempoly, ary ny manoloana ny fitoerana masina dia nitovy endrika tamin’izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa-joro ny tolàna tamin’ny tempoly, ary teo anoloan’ny fitoerana masina indrindra, nisy zavatra toy ny ôtely hazo no fijery azy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miralafy ny tolam-baravaran’ilay efitrano malalaka. Manoloana ny Toeramasina Indrindra dia tazana ho misy zavatra mitovitovy
Malagasy Bible 1865
Efa-joro ny tolan'ny ati-trano lehibe, ary ny anoloana amin'ny fitoerana masina dia nitovy tarehy tamin'izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efamira ny tolanam-baravaran’ny tempoly, ary ny manoloana ny fitoerana masina dia nitovy endrika tamin’izany koa.
malagasy
Efa-joro ny tolan'ny ati-trano lehibe, ary ny anoloana amin'ny fitoerana masina dia nitovy tarehy tamin'izany koa.