Ezekiel 41:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tempoly sy ny fitoerana masina dia nisy lelam-baravarana roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Tempoly sy ny fitoerana masina indrindra dia samy nisy varavarana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Varavarana kopa-droa no idirana ho ao amin’ilay efitrano malalaka; ary varavarana kopa-droa hafa koa no idirana ho ao amin’ny Toeramasina Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ati-trano lehibe sy ny fitoerana masina dia nisy lela-varavarana roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tempoly sy ny fitoerana masina dia nisy lelam-baravarana roa.
malagasy
Ary ny ati-trano lehibe sy ny fitoerana masina dia nisy lela-varavarana roa.