Ezekiel 41:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo lelam-baravarana ireo dia samy kopa-droa avy, lelam-baravarana roa amin’ny iray, ary lelam-baravarana roa koa amin’ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny varavarana samy kopa-droa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin’ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin’ny lela varavarana iray hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo varavarana kopa-droa ireo dia samy nisy lela-varavarana roa avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo lela-varavarana ireo dia samy kopa-droa avy, dia lela-varavarana roa amin'ny anankiray, ary lela-varavarana roa koa amin'ny anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo lelam-baravarana ireo dia samy kopa-droa avy, lelam-baravarana roa amin’ny iray, ary lelam-baravarana roa koa amin’ny iray.
malagasy
Ary ireo lela-varavarana ireo dia samy kopa-droa avy, dia lela-varavarana roa amin'ny anankiray, ary lela-varavarana roa koa amin'ny anankiray.