Ezekiel 41:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha sy sarin’ny hazo palma teo an-daniny roa, dia teo anilan’ny lalantsara fidirana sy teo amin’ireo paosin-trano momba ny Trano ary teo amin’ny tatao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy varavarankely makarakara sy rofia teo an-daniny roa amin’ny rindrin’ny efitrano fidirana sy tamin’ny efitrano anilan’ny trano, ary tamin’ireo tafo hazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny rindrina eo an-daniny roa amin’ny lalantsara fidirana dia nahitana varavaran-kely misy karakara vy sy sarin-drofia voasokitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha sy sarin'ny hazo rofia teo an-daniny roa, dia teo anilan'ny lavarangana fidirana sy teo amin'ny efi-trano momba ny trano ary teo amin'ny tokonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha sy sarin’ny hazo palma teo an-daniny roa, dia teo anilan’ny lalantsara fidirana sy teo amin’ireo paosin-trano momba ny Trano ary teo amin’ny tatao.
malagasy
Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha sy sarin'ny hazo rofia teo an-daniny roa, dia teo anilan'ny lavarangana fidirana sy teo amin'ny efi-trano momba ny trano ary teo amin'ny tokonana.[palma][Na: tatao]