Ezekiel 41:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy. Norefesiny ny andry teo amin’ny varavarana: Roa hakiho, ary ny varavarana dia enina hakiho, ary ny sakan’ny varavarana dia fito hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, nandroso ho ao anatiny izy, dia nandrefy ny andrim-baravarana, ka roa hakiho; ary ny varavarana enina hakiho; ary ny haben’ny varavarana fito hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia niditra terỳ amin’ny efitrano farany anatiny izy. Norefesiny teo amin’ny fidirana ka nisy iray metatra ny sakan’ny andriny; telo metatra kosa ny velaran’ny fidirana ary telo metatra sy sasany ny hatevin’ireo rindrina an-daniny roa.
Malagasy Bible 1865
Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy ary, norefesiny ny tongo-bato eo an-danin'ny varavarana, ka roa hakiho, ary ny varavarana enina hakiho, ary ny sakan'ny varavarana fito hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy. Norefesiny ny andry teo amin’ny varavarana: Roa hakiho, ary ny varavarana dia enina hakiho, ary ny sakan’ny varavarana dia fito hakiho.
malagasy
Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy ary, norefesiny ny tongo-bato eo an-danin'ny varavarana, ka roa hakiho, ary ny varavarana enina hakiho, ary ny sakan'ny varavarana fito hakiho.