Ezekiel 41:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny ny lavany: Roapolo hakiho, ary ny sakany dia roapolo hakiho teo anoloan’ny ati-trano lehibe; dia hoy izy tamiko: Io ny fitoerana masina indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’ny ilan’ny tempoly dia nandrefy roapolo hakiho izy amin’ny an-davany, ary roapolo hakiho amin’ny sakany, dia hoy izy tamiko: «Io ny fitoerana masina indrindra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesiny ihany koa ny efitrano manontolo: efamira izy io ka samy folo metatra avy ny lafiny efatra. Avy eo dia hoy ralehilahy tamiko: io no Toeramasina indrindra.
Malagasy Bible 1865
Dia norefesiny ny lavany, ka roa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho teo anoloan'ny ati-trano lehibe; dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana masina indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny ny lavany: Roapolo hakiho, ary ny sakany dia roapolo hakiho teo anoloan’ny ati-trano lehibe; dia hoy izy tamiko: Io ny fitoerana masina indrindra.
malagasy
Dia norefesiny ny lavany, ka roa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho teo anoloan'ny ati-trano lehibe; dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana masina indrindra.