Ezekiel 41:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary norefesiny ny rindrin’ny Trano ka ny hatevin’ny rindrin’ny Trano dia enina hakiho ary ny sakan’ny paosin-trano dia efatra hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary norefesiny ny rindrin-trano, ka enina hakiho; sy ny sakan’ny paosin-trano manodidina ny trano ka efatra hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesin’ilay lehilahy ny rindrina anatin’ny tempoly ka nisy telo metatra ny hateviny. Nisy trano fanampiny maromaro naorina manodidina ka nisy roa metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary samy norefesiny manodidina, ka ny hatevin'ny rindrin'ny trano dia enina hakiho, ary ny sakan'ny paosin-trano dia efatra hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary norefesiny ny rindrin’ny Trano ka ny hatevin’ny rindrin’ny Trano dia enina hakiho* ary ny sakan’ny paosin-trano dia efatra hakiho.
malagasy
Ary samy norefesiny manodidina, ka ny hatevin'ny rindrin'ny trano dia enina hakiho, ary ny sakan'ny paosin-trano dia efatra hakiho.