Ezekiel 41:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny Trano ho fanorenana ny paosin-trano, ary ny fanorenan’ny paosin-trano dia iray volotara fandrefesana, enina hakiho hatramin’ny fifanohizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako fa niorina tambonin’ny avoavo teo amin’ny manodidina, ny trano; eran’ilay volotara ny fanorenan’ny efitra an-daniny avy, ary enina hakiho erỳ amin’ny zorony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitako fa ireo trano fanampiny dia nisy vodirindrina telo metatra natovona manodidina ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny trano ho fanorenan'ny paosin-trano, dia eran'ilay volotara hatramin'ny ifanohizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny Trano ho fanorenana ny paosin-trano, ary ny fanorenan’ny paosin-trano dia iray volotara fandrefesana, enina hakiho hatramin’ny fifanohizany.
malagasy
Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny trano ho fanorenan'ny paosin-trano, dia eran'ilay volotara hatramin'ny ifanohizany.[Na: Dia noheveriko ny hahavon'ny trano manodidina; ary ny fanorenan'ny paosin-trano dia]