Ezekiel 41:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hatevin’ny rindrina ivelany amin’ny paosin-trano dia dimy hakiho; ny sisa navela manelanelana ny paosin-trano
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enina hakiho ny hatevin’ny rindrina ivelany amin’ny paosin-trano; manaraka izany dia nisy rarivaton’ny paosin-trano amin’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rindrina ivelany amin’ireo trano fanampiny ireo dia nisy roa metatra sy sasany ny hateviny. Ny toera-malalaka teo anelanelan’ireto trano fanampiny ireto
Malagasy Bible 1865
Ny hatevin'ny rindrina ivelany amin'ny paosin-trano dia dimy hakiho; ary hoatra izany koa ilay sisa navela manolotra ny paosin-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hatevin’ny rindrina ivelany amin’ny paosin-trano dia dimy hakiho; ny sisa navela manelanelana ny paosin-trano
malagasy
Ny hatevin'ny rindrina ivelany amin'ny paosin-trano dia dimy hakiho; ary hoatra izany koa ilay sisa navela manolotra ny paosin-trano.