Ezekiel 42:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny nivoaka nianavaratra ho any amin’ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny ho ao amin’ny efitrano tandrifin’ny kianja voafaritra sady tandrifin’ilay vatan-trano eo amin’ny avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin-dralehilahy nivoaka nianavaratra aho, ho ao amin’ny kianja ivelany, dia nentiny ho ao amin’ny efitrano manatrika ny fitoerana foana sy ny rindrina eo amin’ny avaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia nentin-dralehilahy nianavaratra ho any amin’ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny tamin’ireo efitrano terỳ avaratra manoloana ny toera-malalaka sy ny trano teo ivohon’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny nivoaka nianavaratra ho any amin'ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny ho ao amin'ny efi-trano tandrifin'ny kianja voatokana sady tandrifin'ny trano eo amin'ny avaratra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny nivoaka nianavaratra ho any amin’ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny ho ao amin’ny efitrano tandrifin’ny kianja voafaritra sady tandrifin’ilay vatan-trano eo amin’ny avaratra.
malagasy
Dia nentiny nivoaka nianavaratra ho any amin'ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny ho ao amin'ny efi-trano tandrifin'ny kianja voatokana sady tandrifin'ny trano eo amin'ny avaratra,