Ezekiel 42:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy efitrano koa teo amin’ny sakan’ny ampiantany teo amin’ny kianja, teo amin’ny atsinanana, tandrifin’ilay kianja voafaritra sady tandrifin’ny vatan-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo amin’ny sakan’ny rindrin’ny kianja atsinanana, manatrika ny fitoerana foana sy ny tamboho, nisy efitrano koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny fiandohan’ny tambohon’ny kianja no nisy io fidirana io. Tamin’ny ilany atsimo dia nisy efitrano tahaka ireo koa, manatrika ny toera-malalaka sy ny trano teo ivohon’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy efi-trano koa teo amin'ny sakan'ny ampiantanin'ny kianja teo amin'ny atsinanana, tandrifin'ny kianja voatokana sady tandrifin'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy efitrano koa teo amin’ny sakan’ny ampiantany teo amin’ny kianja, teo amin’ny atsinanana, tandrifin’ilay kianja voafaritra sady tandrifin’ny vatan-trano.
malagasy
Ary nisy efi-trano koa teo amin'ny sakan'ny ampiantanin'ny kianja teo amin'ny atsinanana, tandrifin'ny kianja voatokana sady tandrifin'ny trano.