Ezekiel 42:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lalana teo anoloany, ary tahaka ny endriky ny efitrano teo amin’ny avaratra ny fijery azy sady mitovy amin’ireo avokoa ny lavany sy ny sakany ary ny fivoahana avy ao aminy mbamin’ny fombafombany rehetra sy ny varavarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary teo anoloany nisy lalana toy ny hita ao amin’ireo efitrano teo amin’ny lafiny avaratra; sahala ny lavany sy ny sakany, torak’izany koa ny fidirana aman-toetoetrany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy lalana teo anoloany. Nitovy endrika tamin’ireo efitrano terỳ avaratra ihany ireto efitrano ireto na momba ny refiny sy ny firindrany na momba ny fahazoana miditra sy mivoaka ny efitrano.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lalana teo anoloany, ary tahaka ny tarehin'ny efi-trano teo amin'ny avaratra ny tarehiny, sady mitovy amin'ny an'ireo avokoa ny lavany sy ny sakany ary ny fivoahana avy ao aminy mbamin'ny fombafombany rehetra sy ny varavarany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lalana teo anoloany, ary tahaka ny endriky ny efitrano teo amin’ny avaratra ny fijery azy sady mitovy amin’ireo avokoa ny lavany sy ny sakany ary ny fivoahana avy ao aminy mbamin’ny fombafombany rehetra sy ny varavarany.
malagasy