Ezekiel 42:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny varavaran’ny efitrano eo amin’ny atsimo dia nisy varavarana koa teo amin’ny fiandohan’ny lalana, dia ilay lalana eo anoloan’ny ampiantany mifanolotra aminy, dia ny lalana avy eo amin’ny atsinanana, raha miditra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitovy amin’ny an’ireo ihany koa ny varavaran’ireto efitrano eto atsimo; misy varavarana koa eo amin’ny fiandohan’ny lalana manaraka ny tamboho mifanandrify eo andrefana halehan’izay miditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka izany koa ireo varavaran’ny efitrano amin’ity orin-trano atsimo ity. Teo am-piandohan’ilay lalana no nisy varavarana manatrika ny rindrina izay miaro ny Toeramasina. Avy ao atsinanana no fidirana amin’io varavarana io.
Malagasy Bible 1865
ary tahaka ny varavaran'ny efi-trano eo amin'ny atsimo dia nisiana varavarana koa teo amin'ny fiandohan'ny lalana, dia ilay lalana eo anoloan'ny ampiantany mifanolotra aminy, dia ny lalana avy eo amin'ny atsinanana, raha miditra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny varavaran’ny efitrano eo amin’ny atsimo dia nisy varavarana koa teo amin’ny fiandohan’ny lalana, dia ilay lalana eo anoloan’ny ampiantany mifanolotra aminy, dia ny lalana avy eo amin’ny atsinanana, raha miditra ao aminy.
malagasy