Ezekiel 42:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny tamin’ny volotara fandrefesana ny lafiny atsinanana ka indimanjaton’ny volotara manodidina, tamin’ny volatara fandrefesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny tamin’ny volotara fandrefesana ny lafiny atsinanana, ka indimanjaton’ny volotara araka ny volotara fandrefesana, ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay volotara fandrefesana no nandrefesany azy, ka ny lafiny atsinanana dia nisy 250 metatra ny halàvany.
Malagasy Bible 1865
Norefesiny tamin'ny volotara fandrefasana ny lafiny atsinanana, ka indiman-jaton'ny volotara manodidina, raha amin'ny volatara fandrefesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny tamin’ny volotara fandrefesana ny lafiny atsinanana ka indimanjaton’ny volotara manodidina, tamin’ny volatara fandrefesana.
malagasy
Norefesiny tamin'ny volotara fandrefasana ny lafiny atsinanana, ka indiman-jaton'ny volotara manodidina, raha amin'ny volatara fandrefesana.