Ezekiel 42:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny lafiny avaratra ka indimanjaton’ny volotara manodidina, tamin’ny volotara fandrefesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny ny lafiny avaratra, dia indimanjaton’ny volotara araka ny volotara fandrefesana, ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesiny toy izany koa ny lafiny avaratra sy atsimo ary andrefana ka samy 250 metatra avy ny halàvany.
Malagasy Bible 1865
Norefesiny koa ny lafiny avaratra, ka indiman-jaton'ny volotara manodidina, raha amin'ny volotara fandrefesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny lafiny avaratra ka indimanjaton’ny volotara manodidina, tamin’ny volotara fandrefesana.
malagasy
Norefesiny koa ny lafiny avaratra, ka indiman-jaton'ny volotara manodidina, raha amin'ny volotara fandrefesana.