Ezekiel 42:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny lafiny atsimo ka indimanjaton’ny volotara, tamin’ny volotara fandrefesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny ny lafiny atsimo: indimanjaton’ny volotara araka ny volotara fandrefesana.
Malagasy Bible 1865
Norefesiny koa ny lafiny atsimo, ka indiman-jaton'ny volotara, raha amin'ny volotara fandrefesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny lafiny atsimo ka indimanjaton’ny volotara, tamin’ny volotara fandrefesana.
malagasy
Norefesiny koa ny lafiny atsimo, ka indiman-jaton'ny volotara, raha amin'ny volotara fandrefesana.