Ezekiel 42:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitodika nankany amin’ny lafiny andrefana izy ka nandrefy indimanjaton’ny volotara, tamin’ny volotara fandrefesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitodika ny lafiny andrefana izy dia nandrefy indimanjaton’ny volotara araka ny volotara fandrefesana.
Malagasy Bible 1865
Nitodika nankany amin'ny lafiny andrefana izy ka nandrefy indiman-jaton'ny volotara tamin'ny volotara fandrefesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitodika nankany amin’ny lafiny andrefana izy ka nandrefy indimanjaton’ny volotara, tamin’ny volotara fandrefesana.
malagasy
Nitodika nankany amin'ny lafiny andrefana izy ka nandrefy indiman-jaton'ny volotara tamin'ny volotara fandrefesana.Norefesiny avokoa ny lafiny efatra. Nisy ampiantany manodidina, indiman-jaton'ny volotara ny lavany, ary indiman-jatony koa ny sakany, hampiavaka ny masina sy ny tsy masina.