Ezekiel 42:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io vatan-trano io, izay nisy ny varavarana avaratra, dia zato hakiho ny lavany ary dimampolo hakiho ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zato hakiho ny lavany - varavarana avaratra, - dimampolo hakiho ny sakany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany orin-trano terỳ avaratra terỳ izany dia dimampolo metatra ny halàvany ary 25 metatra ny sakany:
Malagasy Bible 1865
dia ho eo anoloan'ilay lavany zato hakiho izay nisy ny varavarana avaratra, ary ny sakany dimam-polo hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io vatan-trano io, izay nisy ny varavarana avaratra, dia zato hakiho* ny lavany ary dimampolo hakiho ny sakany.
malagasy
dia ho eo anoloan'ilay lavany zato hakiho izay nisy ny varavarana avaratra, ary ny sakany dimam-polo hakiho.