Ezekiel 42:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandrifin’ny roapolo hakiho amin’ny kianja anatiny sady tandrifin’ny lampivato amin’ny kianja ivelany dia nisy lalantsara nifanandrify tamin’ny lalantsara telo miantoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tandrifin’ny roapolo hakiho amin’ny kianja anatiny, ary tandrifin’ny lampivato amin’ny kianja ivelany, nisy lalan-tsara nifanandrify mifanongoa telo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lafiny anankiray dia nanatrika ny toera-malalaka izay misy velarana folo metatra teo amin’ny kianja anatiny; ny lafiny tao am-badika kosa dia nanatrika ny lampivato teo amin’ny kianja ivelany. Nisy lalantsara mirihana telo tao anatin’io orin-trano io.
Malagasy Bible 1865
Tandrifin'ny roa-polo hakiho amin'ny kianja anatiny sady tandrifin'ny lampivato amin'ny kianja ivelany dia nisy lalan-tsarany nifanandrify teo amin'ny trano fahatelo ambony indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandrifin’ny roapolo hakiho amin’ny kianja anatiny sady tandrifin’ny lampivato amin’ny kianja ivelany dia nisy lalantsara nifanandrify tamin’ny lalantsara telo miantoana.
malagasy
Tandrifin'ny roa-polo hakiho amin'ny kianja anatiny sady tandrifin'ny lampivato amin'ny kianja ivelany dia nisy lalan-tsarany nifanandrify teo amin'ny trano fahatelo ambony indrindra.