Ezekiel 42:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anoloan’ireo efitrano dia nisy lalana mankao anatiny, folo hakiho ny sakany, ary lalana zato hakiho izany; nanatrika ny avaratra ny varavarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo anoloan’ny efitrano, nisy l?lana folo hakiho no habeny, nisy l?lana miditra ho ao anatiny koa, iray hakiho, ary nitodika nianavaratra ny varavarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manoloana ireo efitrano ireo tatỳ amin’ny kianja anatiny, dia nisy lalana izay mirefy dimy metatra ny sakany ary dimampolo metatra ny halavany. Avy any avaratra no fidirana amin’io orin-trano io.
Malagasy Bible 1865
Ary teo anoloan'ny efi-trano dia nisy lalana, folo hakiho ny sakany, mankao anatiny, ary lalana iray hakiho izany; ary nanatrika ny avaratra ny varavarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anoloan’ireo efitrano dia nisy lalana mankao anatiny, folo hakiho ny sakany, ary lalana zato hakiho izany; nanatrika ny avaratra ny varavarany.
malagasy
Ary teo anoloan'ny efi-trano dia nisy lalana, folo hakiho ny sakany, mankao anatiny, ary lalana iray hakiho izany; ary nanatrika ny avaratra ny varavarany.[Na: (zato)]