Ezekiel 42:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nohakelezina ny efitrano ambony fa nanalana ny ho lalantsara ka izany no nahakely azy noho ny ambany sy ny antenantenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Etiety kokoa ny efitrano ambony, - fa nangalana ho lalan-tsarany, - ka etiety kokoa noho ny efitrano ambany sy ny efitrano antenantenany amin’ny trano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny efitrano ambony dia tery kokoa noho ireo ambaniny, satria nangalana bebe kokoa ho lalantsarany noho ny efitrano antenatenany sy ny efitrano ambany.
Malagasy Bible 1865
Ary nohakelezina ny efi-trano ambony, fa nangalana ho lalantsarany, ka izany no nahakely azy noho ny ambany sy ny an-tenatenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nohakelezina ny efitrano ambony fa nanalana ny ho lalantsara ka izany no nahakely azy noho ny ambany sy ny antenantenany.
malagasy
Ary nohakelezina ny efi-trano ambony, fa nangalana ho lalantsarany, ka izany no nahakely azy noho ny ambany sy ny an-tenatenany.