Ezekiel 42:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natao rihana telo ireo fa tsy nisy andry tahaka ny andrin’ny kianja ka izany no nahakely azy noho ny ao ambany sy ny ao antenantenany, hatreny amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nifanongoa telo izy ireo sady tsy mba nisy andry toy ny amin’ny kianja; ka izany no nahaety ny efitrano ambony noho ny efitrano ambany sy ny antenantenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifanongoa ny efitrano mirihana telo, saingy tsy nisy andry tahaka ireo trano hafa teo an-kianja; fa arakaraka ny niakarana ambony kokoa no nahatery ny efitrano.
Malagasy Bible 1865
Fa nifanongoa telo ireo, fa tsy nisy andry tahaka ny andrin'ny kianja, ka izany no nahakely azy noho ny ao ambany sy ny ao an-tenatenany hatreny an-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natao rihana telo ireo fa tsy nisy andry tahaka ny andrin’ny kianja ka izany no nahakely azy noho ny ao ambany sy ny ao antenantenany, hatreny amin’ny tany.
malagasy
Fa nifanongoa telo ireo, fa tsy nisy andry tahaka ny andrin'ny kianja, ka izany no nahakely azy noho ny ao ambany sy ny ao an-tenatenany hatreny an-tany.