Ezekiel 42:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy ampiantany teo ivelany, tandrifin’ny efitrano, nanatrika ny kianja ivelany, teo anoloan’ny efitrano ka dimampolo hakiho ny lavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tamboho ivelany, mifanila amin’ireo efitrano eo amin’ny lafin’ny kianja ivelany, dia dimampolo hakiho ny laniny manatrika ny efitrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny lafiny manatrika ny kianja ivelany, ny rindrina mirazòtra amin’ireo efitrano dia nisy 25 metatra ny halàvany,
Malagasy Bible 1865
Ary nisy ampiantany teo ivelany, tandrifin'ny efi-trano, nanatrika ny kianja ivelany, teo anoloan'ny efi-trano, ka dimam-polo hakiho ny lavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy ampiantany teo ivelany, tandrifin’ny efitrano, nanatrika ny kianja ivelany, teo anoloan’ny efitrano ka dimampolo hakiho ny lavany.
malagasy
Ary nisy ampiantany teo ivelany, tandrifin'ny efi-trano, nanatrika ny kianja ivelany, teo anoloan'ny efi-trano, ka dimam-polo hakiho ny lavany.