Ezekiel 42:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny lavan’ireo efitrano izay teo amin’ny kianja ivelany dia dimampolo hakiho; ary indro, ny teo anoloan’ny tempoly dia zato hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa dimampolo hakiho ny lavan’ny efitrano eo amin’ny lafin’ny kianja ivelany, ary zato hakiho kosa ny eo amin’ny lafin’ny tempoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria 25 metatra rahateo ny halàvan’ireo efitrano ireo mitambatra. Fa tarỳ amin’ny lafiny manatrika ny tempoly dia nisy dimampolo metatra ny halàvany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny lavan'ireo efi-trano izay teo amin'ny kianja ivelany dia dimam-polo hakiho; ary, indro, ny teo anoloan'ny ati-trano lehibe dia zato hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny lavan’ireo efitrano izay teo amin’ny kianja ivelany dia dimampolo hakiho; ary indro, ny teo anoloan’ny tempoly dia zato hakiho.
malagasy
Fa ny lavan'ireo efi-trano izay teo amin'ny kianja ivelany dia dimam-polo hakiho; ary, indro, ny teo anoloan'ny ati-trano lehibe dia zato hakiho.