Ezekiel 42:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ambanin’ireo efitrano ireo dia nisy fidirana avy eo atsinanana raha miditra avy eo amin’ny kianja ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambanin’ireo efitrano ireo, nisy fidirana mitodika miantsinanana ho an’izay avy ao amin’ny kianja ivelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambanin’ireo efitrano ireo, tamin’ny lafiny atsinanana no nisy fidirana iray ho an’ny olona avy any amin’ny kianja ivelany.
Malagasy Bible 1865
Ary teo ambanin'ireo efi-trano ireo dia nisy fidirana avy eo atsinanana, raha miditra amin'ireo avy eo amin'ny kianja ivelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ambanin’ireo efitrano ireo dia nisy fidirana avy eo atsinanana raha miditra avy eo amin’ny kianja ivelany.
malagasy
Ary teo ambanin'ireo efi-trano ireo dia nisy fidirana avy eo atsinanana, raha miditra amin'ireo avy eo amin'ny kianja ivelany.