Ezekiel 43:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentiny ho any amin’ny vavahady aho, dia ilay vavahady manatrika ny atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny ho eo am-bavahady aho, eo amin’ilay vavahady mitodika miantsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nentin-dralehilahy hankeo amin’ny vavahady atsinanana aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny ho any amin'ny vavahady aho, dia ilay vavahady manatrika ny atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentiny ho any amin’ny vavahady aho, dia ilay vavahady manatrika ny atsinanana.
malagasy
[Ny nidiran'ny voninahitr'i Jehovah ho ao amin'ny tempoly, sy ny teny nampitondrainy tamin'izany] Ary nentiny ho any amin'ny vava;) hady aho, dia ilay vavahady manatrika ny atsinanana.