Ezekiel 43:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, ry zanak’olona, asehoy amin’ny taranak’Israely ny Trano mba hahamenatra azy ny amin’ny helony ka horefesiny ny mari-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, ry zanak’olona, aoka hampahalala ny taranak’i Israely an’ity trano ity, mba hahamenatra azy noho ny fahotany; ary aoka handrefy azy araka ny marika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianao, ry ilay taranak’olombelona, visavisao amin’ny Israelita ny tempoly. Aoka ho menatra ny amin’ny helony izy ary handinika izao drafi-panorenana izao.
Malagasy Bible 1865
Hianao, ry zanak'olona, asehoy amin'ny taranak'Isiraely ny trano mba hahamenatra azy ny amin'ny helony, ka dia horefesiny ny mari-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, ry zanak’olona, asehoy amin’ny taranak’Israely ny Trano mba hahamenatra azy ny amin’ny helony ka horefesiny ny mari-trano.
malagasy
Hianao, ry zanak'olona, asehoy amin'ny taranak'Isiraely ny trano mba hahamenatra azy ny amin'ny helony, ka dia horefesiny ny mari-trano.