Ezekiel 43:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lalàna ny amin’ny Trano: Ho masina dia ho masina avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon’ny tendrombohitra. Eny, izany no lalàna ny amin’ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lalàna amin’ny trano: Masina dia masina avokoa, ny tokotany rehetra momba azy manodidina, eo an-tampon’ny tendrombohitra. Izany no lalàna amin’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no foto-pitsipika momba ny tempoly: ny faritra manontolo eo an-tampon-tendrombohitra sy manodidina dia tena voatokana ho an’Andriamanitra. Eny, izany no foto-pitsipika momba ny tempoly.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lalàna amin'ny trano: Ho masina dia ho masina avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon'ny tendrombohitra. Eny, izany no lalana amin'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lalàna ny amin’ny Trano: Ho masina dia ho masina avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon’ny tendrombohitra. Eny, izany no lalàna ny amin’ny Trano.
malagasy
Izao no lalàna amin'ny trano: Ho masina dia ho masina avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon'ny tendrombohitra. Eny, izany no lalana amin'ny trano.