Ezekiel 43:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby folo hakiho ny lavan’ny fatana ary roa amby folo hakiho koa ny sakany; efamira izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa ambinin’ny folo hakiho, ny lavan’ny Ariela; 12 hakiho koa ny sakany; efa-joro sokera tsara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efamira ny fatana ka enina metatra avy ny lafiny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Roa ambin'ny folo hakiho ny lavan'ny fatana,4 ary roa ambin'ny folo hakiho koa ny sakany, ary efa-joro sokera izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby folo hakiho ny lavan’ny fatana ary roa amby folo hakiho koa ny sakany; efamira izany.
malagasy
Roa ambin'ny folo hakiho ny lavan'ny fatana,4 ary roa ambin'ny folo hakiho koa ny sakany, ary efa-joro sokera izy,