Ezekiel 43:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamiko: Ry zanak’olona, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Izao no didy ny amin’ny alitara amin’izay andro hanaovana azy, hanaterana fanatitra dorana manontolo sy hamafazana ra aminy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: Ry zanak’olona, izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Izao no lalàna ny amin’ny ôtely amin’ny andro hanaovana azy, hanaterana sorona dorana sy hamafazana ra aminy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ralehilahy tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Ireto no lalàna arahina rehefa vita ny alitara mba hanolorana sorona dorana manontolo eo ary hamafazana ram-biby aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Ry zanak'olona, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izao no didy ny amin'ny alitara amin'izay andro hanaovana azy, hanaterana fanatitra dorana sy hanopazana rà aminy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamiko: Ry zanak’olona*, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Izao no didy ny amin’ny alitara amin’izay andro hanaovana azy, hanaterana fanatitra dorana manontolo sy hamafazana ra aminy:
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Ry zanak'olona, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izao no didy ny amin'ny alitara amin'izay andro hanaovana azy, hanaterana fanatitra dorana sy hanopazana rà aminy: