Ezekiel 43:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, tamy ny voninahitry ny Andriamanitry ny Israely avy tany atsinanana. Ny feony dia tahaka ny firohondrohon’ny ranobe, ary ny tany dia namirapiratra azon’ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro, tamy avy any atsinanana ny voninahitry ny Andriamanitr’i Israely. Ny feony, tahaka ny firohondrohon’ny rano be; ary ny tany namirapiratra azon’ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hitako tonga avy any atsinanana ny voninahitr’ilay Andriamanitr’i Israely; narahina feo tahaka ny firohondrohon’ny ranomasina izany ary nanazava ny tany tamin’ny famirapiratany.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, tamy ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely avy tany atsinanana; ary ny feony dia tahaka ny firohondrohon'ny rano be; ary ny tany dia namirapiratra azon'ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, tamy ny voninahitry ny Andriamanitry ny Israely avy tany atsinanana. Ny feony dia tahaka ny firohondrohon’ny ranobe, ary ny tany dia namirapiratra azon’ny voninahiny.
malagasy
Ary, indro, tamy ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely avy tany atsinanana; ary ny feony dia tahaka ny firohondrohon'ny rano be; ary ny tany dia namirapiratra azon'ny voninahiny.