Ezekiel 43:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halainao koa ny vantotra ombilahy hatao fanatitra noho ny ota ka hodorana eo amin’ny toerana voatokana ao amin’ny Trano, ivelan’ny fitoerana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halainao ny ombalahy natolotra noho ny ota, ka hodorana amin’ny fitoerana efa voatokana ao amin’ny trano ivelan’ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia halainao ny ombilahy natolotra ho sorona fanalana ny ota ka hodorana eo amin’ny faritra voatokana ho an’izany ao an-tempoly, any ivelan’ny Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Halainao koa ny vantotr'ombilahy hatao fanatitra noho ny ota ka hodorana ao amin'ny fitoerana voatendry ao amin'ny trano ivelan'ny fitoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halainao koa ny vantotra ombilahy hatao fanatitra noho ny ota ka hodorana eo amin’ny toerana voatokana ao amin’ny Trano, ivelan’ny fitoerana masina.
malagasy
Halainao koa ny vantotr'ombilahy hatao fanatitra noho ny ota ka hodorana ao amin'ny fitoerana voatendry ao amin'ny trano ivelan'ny fitoerana masina.