Ezekiel 43:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita ny fanadiovanao azy dia hanatitra vantotra ombilahy tsy misy kilema sy ondrilahy tsy misy kilema ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa vitanao ny fanonerana dia manatera vantotr’ombalahy iray tsy misy kilema, sy ondralahy iray, avy amin’ny andiany, tsy misy kilema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vita io sorona io, dia haka ombilahy iray sy ondrilahy iray tsy misy kilema ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vita ny anadiovanao azy, dia hanatitra vantotr'ombilahy tsy misy kilema sy ondrilahy tsy misy kilema ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita ny fanadiovanao azy dia hanatitra vantotra ombilahy tsy misy kilema sy ondrilahy tsy misy kilema ianao.
malagasy
Ary rehefa vita ny anadiovanao azy, dia hanatitra vantotr'ombilahy tsy misy kilema sy ondrilahy tsy misy kilema ianao.[Ny dikan'ny teny Hebreo amin'ireo dia manafaka ota azy; Lev. viii. 15]