Ezekiel 43:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isanandro, mandritra ny hafitoana, no hanoloranao osilahy hatao fanatitra noho ny ota sy vantotra ombilahy ary ondrilahy izay tsy misy kilema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafitoana no hanateranao osilahy isan’andro, ho sorona noho ny ota; manatera koa ombalahy iray sy ondralahy iray, avy amin’ny andiany, tsy misy kilema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan’andro isan’andro, mandritra ny herinandro, dia hanolotra osilahy iray ho sorona fanalana ny ota ianao ary koa ombilahy iray sy ondrilahy iray tsy misy kilema.
Malagasy Bible 1865
Hafitoana no hanateranao osilahy isan'andro hatao fanatitra noho ny ota sy vantotr'ombilahy sy ondrilahy izay tsy misy kilema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isanandro, mandritra ny hafitoana, no hanoloranao osilahy hatao fanatitra noho ny ota sy vantotra ombilahy ary ondrilahy izay tsy misy kilema.
malagasy
Hafitoana no hanateranao osilahy isan'andro hatao fanatitra noho ny ota sy vantotr'ombilahy sy ondrilahy izay tsy misy kilema.