Ezekiel 43:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hafitoana no hanaovana fanavotana ho an’ny alitara sy hanadiovana azy ary hanokanana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafitoana no hanaovam-panavotana ho an’ny ôtely dia hanadiovana azy sy hanamasinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandritra ny fito andro no hanaovam-panavotana ny alitara ka hanadiovana azy sy hanokanana azy.
Malagasy Bible 1865
Hafitoana no hanaovany fanavotana ho an'ny alitara sy hanadiovany azy ary hanokanany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hafitoana no hanaovana fanavotana ho an’ny alitara sy hanadiovana azy ary hanokanana azy.
malagasy
Hafitoana no hanaovany fanavotana ho an'ny alitara sy hanadiovany azy ary hanokanany azy.[Heb. hamenoana ny tànany]Ary rehefa tapitra izany andro izany, dia hiantomboka amin'ny andro fahavalo ny hanateran'ny mpisorona ny fanatitra doranareo ao amin'ny alitara sy ny fanati-pihavananareo; ary dia hankasitrahako ianareo, hoy Jehovah Tompo.