Ezekiel 43:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahitana hitako dia tahaka an’ilay hitako fony Izy tonga handrava ny tanàna; ary ireo fahitana ireo dia tahaka ny fahitana hitako teo amoron’ny ony Kebara ihany. Niankarapoka tamin’ny tany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tarehin-javatra hitako, dia tahaka ilay tarehin-javatra hitako no fijery azy, fony aho tonga handrava ny tanàna; sady nanahaka ny tarehin’ilay zavatra hitako teo amoron’ny ony Kobara ihany koa, no fijery azy, ka nitrosona nihohoka aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io fahitana io dia mitovy amin’ireo fahitana hitako fony Andriamanitra tonga handrava an’i Jerosalema sy fony aho teo amoron’ny ony Kebara; koa lavo nihohoka nitehi-tany aho.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tarehin'ny zavatra hitako dia tahaka ny an'ilay efa hitako, fony aho tonga handrava ny tanàna; ary nisy tahaka ny tarehin'ilay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany; ka dia nikarapoka nihohoka aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahitana hitako dia tahaka an’ilay hitako fony Izy tonga handrava ny tanàna; ary ireo fahitana ireo dia tahaka ny fahitana hitako teo amoron’ny ony Kebara ihany. Niankarapoka tamin’ny tany aho.
malagasy