Ezekiel 43:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny voninahitr’NY TOMPO dia niditra tao amin’ny Trano, tamin’ny vavahady manatrika ny atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niditra nankao an-trano ny voninahitr’i Iaveh, nihazo ny lalana teo amin’ny vavahady mitodika miantsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny voninahitry ny TOMPO dia niditra tao an- tempoly avy eo amin’ny vavahady atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny voninahitr'i Jehovah dia niditra tamin'ny vavahady manatrika ny atsinanana ho ao an-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny voninahitr’NY TOMPO dia niditra tao amin’ny Trano, tamin’ny vavahady manatrika ny atsinanana.
malagasy
Ary ny voninahitr'i Jehovah dia niditra tamin'ny vavahady manatrika ny atsinanana ho ao an-trano.