Ezekiel 43:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy niditra ho ao amin’ny kianja anatiny; ary indro, feno ny voninahitr’NY TOMPO ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, naingain’ny Fanahy aho, nentiny ho eo amin’ny kianja anatiny; ary indro, feno ny voninahitr’i Iaveh ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny Fanahin’Andriamanitra nanainga ahy avy amin’ny tany ka nitondra ahy hankeo amin’ny kianja anatiny; ary hitako nameno ny tempoly ny voninahitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy niditra ho ao amin'ny kianja anatiny; ary, indro, feno ny voninahitr'i Jehovah ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy niditra ho ao amin’ny kianja anatiny; ary indro, feno ny voninahitr’NY TOMPO ny Trano.
malagasy
Dia nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy niditra ho ao amin'ny kianja anatiny; ary, indro, feno ny voninahitr'i Jehovah ny trano.[Na: rivotra]