Ezekiel 43:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia reko fa nisy niteny tamiko avy tao amin’ny Trano; ary nisy lehilahy nitsangana teo anilako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko nisy niteny tamiko avy ao an-trano; ary nisy lehilahy nitsangana teo akaikiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia reko nisy niteny tamiko avy tao an-tempoly, kanefa ilay lehilahy nitarika ahy dia teo anilako ihany.
Malagasy Bible 1865
Dia reko fa nisy niteny tamiko tao an-trano; ary nisy lehilahy nitsangana teo anilako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia reko fa nisy niteny tamiko avy tao amin’ny Trano; ary nisy lehilahy nitsangana teo anilako.
malagasy
Dia reko fa nisy niteny tamiko tao an-trano; ary nisy lehilahy nitsangana teo anilako.