Ezekiel 43:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny fatin’ny mpanjakany, dia honina eo anivony mandrakizay Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’izao kosa, hoesoriny lavitra ahy ny fahavetavetany sy ny fati-mpanjakany, ka honina eo aminy mandrakizay Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny kosa hariany lavitra Ahy ny fanompoan-tsampiny sy ny fatin’ireo mpanjakany; ka dia honina mandrakizay eo aminy Aho.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny sampin ' ny mpanjakany, ka dia honina ao aminy mandrakizay Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny fatin’ny mpanjakany, dia honina eo anivony mandrakizay Aho.
malagasy
Fa amin'izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny sampin' ny mpanjakany, ka dia honina ao aminy mandrakizay Aho.[Heb. fatin']