Ezekiel 44:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny niverina tamin’ny lalana nankamin’ny vavahady ivelany amin’ny fitoerana masina aho, dia ilay manatrika ny atsinanana, ka indro, nirindrina io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny niverina aho, tamin’ny lalana mankamin’ny alo-baravarana ivelany amin’ny fitoerana masina mitodika miantsinanana; nikatona io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naverin-dralehilahy teo amin’ny vavahady ivelany tao atsinanan’ny Toeramasina aho; ary nihidy io vavahady io.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny niverina aho tamin'ny lalana mankamin'ny vavahady ivelany amin'ny fitoerana masina, dia ilay manatrika ny atsinanana; ka, indro, nirindrina io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny niverina tamin’ny lalana nankamin’ny vavahady ivelany amin’ny fitoerana masina aho, dia ilay manatrika ny atsinanana, ka indro, nirindrina io.
malagasy
[Lalàna ny amin'ny mpanjaka sy ny mpisorona] Dia nentiny niverina aho tamin'ny lalana mankamin'ny vavahady ivelany amin'ny fitoerana masina, dia ilay manatrika ny atsinanana; ka, indro, nirindrina io.