Ezekiel 44:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria nanao fanompoana teo anatrehan’ny sampiny izy ka tonga fahatafintohinana nahameloka ny taranak’Israely dia izany no nananganako tanana hamely azy ka nilazako fa hitondra ny helony izy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izy ireo nanompo azy teo anoloan’ny sampiny vetaveta, sy nandatsaka ny taranak’i Israely tamin’ny heloka, noho izany, dia efa nanangan-tanana hamely azy Aho, - teny marin’ny Tompo Iaveh, - nianiana fa hitondra ny helony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa noho ireo nanelanelana ny vahoaka tamin’ny sampy sady nitarika ny Israelita hanota mihitsy aza, dia Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no manao fianianana sy teny hentitra fa hamely azy. Eny, hizaka ny vokatry ny heloka vitany izy,
Malagasy Bible 1865
Satria nanao fanompoam-pivavahana ho azy teo anatrehan'ny sampiny izy ka tonga fahatafintohinana nahameloka ny taranak'Isiraely, dia izany no nananganako tanana hamely azy ka nilazako fa hitondra ny helony izy, hoy Jehovah Tompo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria nanao fanompoana teo anatrehan’ny sampiny izy ka tonga fahatafintohinana nahameloka ny taranak’Israely dia izany no nananganako tanana hamely azy ka nilazako fa hitondra ny helony izy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy