Ezekiel 44:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotendreko ho mpitandrina ny anjara raharaha ny amin’ny Trano izy, dia ny fanompoana rehetra sy ny zavatra rehetra atao ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko miandraikitra ny fanompoana momba ny trano, rehefa mety ho raharaha fanao ao, sy izay rehetra tokony hatao ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hany hampisahaniko azy dia ny anjara raharahany ao an-tempoly momba ireo fanompoana rehetra sy fanao rehetra ao.»
Malagasy Bible 1865
Ary hotendreko ho mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny trano izy, dia ny fanompoana rehetra sy ny zavatra rehetra atao ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotendreko ho mpitandrina ny anjara raharaha ny amin’ny Trano izy, dia ny fanompoana rehetra sy ny zavatra rehetra atao ao.
malagasy
Ary hotendreko ho mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny trano izy, dia ny fanompoana rehetra sy ny zavatra rehetra atao ao.