Ezekiel 44:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, izy no hiditra ao amin’ny fitoerako masina sy hanakaiky ny latabatro hanao fanompoana ho Ahy ary hitandrina izay nasaiko hotandremana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no hiditra ao amin’ny fitoerako masina; izy ireo no hanatona ny latabatro hanao ny fanompoana Amiko ary hitandrina ny fitsipiko izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo ihany no hiditra ao amin’ny Toerako masina sy hanatona ny latabatra natokana hanompoana Ahy. Hotandremany izay nasaiko hotandremana momba izany.
Malagasy Bible 1865
Eny, izy no hiditra ao amin'ny fitoerako masina sy hanatona ny latabatro hanao fanompoam-pivavahana ho Ahy ary hitandrina izay nasaiko hotandremana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, izy no hiditra ao amin’ny fitoerako masina sy hanakaiky ny latabatro hanao fanompoana ho Ahy ary hitandrina izay nasaiko hotandremana.
malagasy
Eny, izy no hiditra ao amin'ny fitoerako masina sy hanatona ny latabatro hanao fanompoam-pivavahana ho Ahy ary hitandrina izay nasaiko hotandremana.