Ezekiel 44:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa miditra ao amin’ny vavahadin’ny kianja anatiny izy dia hiakanjo rongony fotsy fa tsy hisy volon’ondry eny aminy rehefa manao fanompoana eo amin’ny vavahadin’ny kianja anatiny sy ao anatiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa miditra ny alo-baravaran’ny kianja anatiny izy ireo, dia hiakanjo rongony fotsy; tsy hisy volon’ondry eny aminy, rehefa manao ny fanompoana eo amin’ny alo-baravaran’ny kianja anatiny sy ao anatiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha miditra ny vavahadin’ny kianja anatiny ny mpisorona, dia hitondra ny akanjo fanamiana fotsy. Tsy hitondra akanjo volonondry eny aminy izy mandritra ny anatanterahany ny asany ao an-kianja anatiny sy ao an-tempoly.
Malagasy Bible 1865
Ary raha miditra any amin'ny vavahadin'ny kianja anatiny izy, dia hiakanjo rongony fotsy; fa tsy hisy volon'ondry eny aminy, raha manao fanompoam-pivavahana ao am-bavahadin'ny kianja anatiny sy ao anatiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa miditra ao amin’ny vavahadin’ny kianja anatiny izy dia hiakanjo rongony fotsy fa tsy hisy volon’ondry eny aminy rehefa manao fanompoana eo amin’ny vavahadin’ny kianja anatiny sy ao anatiny izy.
malagasy